Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 7:65 - Baiboly Katolika

65 ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Abidàna, zanak’i Jedeôna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

65 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Abidana, zanak’i Gideony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

65 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Abidana, zanak’i Gideony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

65 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Abidana, zanak'i Gideony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

65 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Abidana, zanak’i Gideony.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 7:65
3 Rohy Ifampitohizana  

ny amin’i Benjamina: Abidàna zanak’i Jedeôna;


Manaraka izany, dia ny fokon’i Benjamina. Ny filohan’ny taranak’i Benjamina dia i Abidàna zanak’i Jedeôna,


ary tamin’ny alalany no tiany hampihavanana ny zavatra rehetra aminy indray, rehefa nampihavaniny tamin’ny Rany teo amin’ny Hazofijaliana, dia tamin’ny Tenany, na ny etỳ an-tany na ny any an-danitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra