Nomery 16:29 - Baiboly Katolika
Raha toy ny fahafatin’ny olona rehetra ihany no hahafaty an’ireo olona ireo, ary raha sahala amin’ny an’ny olona rehetra ihany no hanjò azy, dia tsy i Iaveh no naniraka ahy.
Jereo ny toko
Raha maty toy ny fahafatesan’ny olona rehetra ireo olona ireo na mahazo famaliana sahala amin’ny olona rehetra dia tsy NY TOMPO no naniraka ahy.
Jereo ny toko
Raha fahafatesana tsotra no hahafaty ireo olona ireo, ka izay hanjo ny besinimaro ihany no hihatra aminy, dia tsy ny TOMPO no naniraka ahy.
Jereo ny toko
Raha fahafatesana tsotra no hahafaty ireo olona ireo, ka izay hanjo ny besinimaro ihany no hihatra aminy, dia tsy ny TOMPO no naniraka ahy.
Jereo ny toko
Raha maty toy ny fahafatin’ny olona rehetra ireo olona ireo, na valiana araka ny famaliana ny olona rehetra izy, dia tsy Jehovah no naniraka ahy.
Jereo ny toko
Raha maty toy ny fahafatin'ny olona rehetra ireo olona ireo, na valiana araka ny famaliana ny olona rehetra izy, dia tsy Jehovah no naniraka ahy.
Jereo ny toko
Raha maty toy ny fahafatesan’ny olona rehetra ireo olona ireo na mahazo famaliana sahala amin’ny olona rehetra dia tsy NY TOMPO no naniraka ahy.
Jereo ny toko