Nomery 16:28 - Baiboly Katolika28 Hoy i Môizy: «Izao no hahafantaranareo fa i Iaveh no naniraka ahy mba hanao ireny zavatra rehetra ireny, fa tsy avy amiko izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Dia hoy i Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa NY TOMPO no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no hahafantaranareo fa ny TOMPO no naniraka ahy hanatanteraka ireny asa ireny fa tsy saim-pantatro no nanaovako izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ary hoy i Mosesy hoe: –Izao no hahafantaranareo fa ny TOMPO no naniraka ahy hanatanteraka ireny asa ireny fa tsy saim-pantatro no nanaovako izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany: Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Dia hoy Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin'ny saiko izany: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Dia hoy i Mosesy: Izao no hahafantaranareo fa NY TOMPO no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny, fa tsy avy tamin’ny saiko izany: Jereo ny toko |