Apokalipsy 11:5 - Baiboly Katolika5 Ka raha misy te hanisy ratsy azy ireo, dia hisy afo mivoaka avy any am-bavany handevona ny fahavalony, ary hovonoina toy izany avokoa izay mitady hamely azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary raha misy ta handratra ireo dia misy afo mivoaka amin’ny vavany ka mandany ny fahavalony. Eny, raha misy ta handratra ireo dia toy izany no tsy maintsy hamonoana azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Ka raha misy mitady hanisy ratsy azy ireo, dia misy afo mivoaka avy ao am-bavany handevona ny fahavalony; ary tsy maintsy hovonoina ho faty toy izany izay mitady hanisy ratsy azy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ka raha misy mitady hanisy ratsy azy ireo, dia misy afo mivoaka avy ao am-bavany handevona ny fahavalony; ary tsy maintsy hovonoina ho faty toy izany izay mitady hanisy ratsy azy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary raha misy ta-handratra ireo, dia misy afo mivoaka amin’ny vavany ka mandany ny fahavalony; ary raha misy ta-handratra ireo, dia tsy maintsy hovonoina toy izany koa izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary raha misy ta-handratra ireo, dia misy afo mivoaka amin'ny vavany ka mandany ny fahavalony; ary rana misy ta-handratra ireo, dia tsy maintsy hovonoina toy izany koa izy. Jereo ny toko |