2Tantara 18:27 - Baiboly Katolika27 Ary hoy i Mikea: «Raha tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy niteny tamin’ny alalako i Iaveh.» Sady nampiany hoe: «Samia mihaino izany ianareo vahoaka rehetra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Fa hoy i Mikaia: Raha toa ka ho tafaverina soa amantsara ianao dia tsy nampitenenin’NY TOMPO aho. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany ianareo, ry firenena rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Fa hoy kosa i Mikaià: –Raha tàhiny ka tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin’ny TOMPO aho tsy akory. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Fa hoy kosa i Mikaià: –Raha tàhiny ka tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin’ny TOMPO aho tsy akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Fa hoy Mikaia: Raha tàhiny ho tafaverina soa aman-tsara hianao, dia tsy nampitenenin’i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany, ry firenena rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Fa hoy Mikaia: Raha tahìny ho tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy nampitenenin'i Jehovah aho tsy akory. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany, ry firenena rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Fa hoy i Mikaia: Raha toa ka ho tafaverina soa amantsara ianao dia tsy nampitenenin’NY TOMPO aho. Ary hoy koa izy: Samia mihaino izany ianareo, ry firenena rehetra. Jereo ny toko |