2Tantara 18:28 - Baiboly Katolika28 Dia niakatra nankany Ramôta any Galaada ny mpanjakan’i Israely sy i Jôsafata mpanjakan’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Dia niakatra nankany Ramota-Gileada ny mpanjakan’ny Israely sy i Josafata, mpanjakan’ny Joda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Dia lasa nanafika an’i Ramôta-Gilehada ny mpanjakan’i Israely sy i Jôsafata mpanjakan’i Joda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia lasa nanafika an’i Ramôta-Gilehada ny mpanjakan’i Israely sy i Jôsafata mpanjakan’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Dia niakatra nankany Ramota-gileada ny mpanjakan’ny Isiraely sy Josafata, mpanjakan’ny Joda. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Dia niatatra nankany Ramota-gileada ny mpanjakan'ny Isiraely sy Josafata, mpanjakan'ny Joda. Jereo ny toko |