Zanaka lahin’i Kaleba, zanak’i Jefone: i Hira, i Elà, ary i Nahama. Zanaka lahin’i Elà: i Seneza.
Nomery 13:6 - Baiboly Katolika Kaleba zanak’i Jefone, avy amin’ny fokon’i Jodà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 avy tamin’ny fokon’i Joda, i Kaleba, zanak’i Jefone; DIEM PROTESTANTA I Kaleba zanakalahin’i Jefonè, avy amin’ny fokon’i Joda; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Kaleba zanakalahin’i Jefonè, avy amin’ny fokon’i Joda; Baiboly Protestanta Malagasy avy tamin’ny firenen’i Joda dia Kaleba, zanak’i Jefone; Malagasy Bible avy tamin'ny firenen'i Joda dia Kaleba, zanak'i Jefone; La Bible en Malgache avy tamin’ny fokon’i Joda, i Kaleba, zanak’i Jefone; |
Zanaka lahin’i Kaleba, zanak’i Jefone: i Hira, i Elà, ary i Nahama. Zanaka lahin’i Elà: i Seneza.
Fa i Kaleba nampangina ny vahoaka ny amin’i Môizy: «Andeha isika, hoy izy, hiakatra haka ny tany fa mety ho lasantsika tokoa izy.»
Fa i Kaleba mpanompoko kosa, izay nanana hevitra hafa, ary niraikitra tsy nivadika tamiko, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany, ary hanana izany ny taranany.
dia tsy hisy hiditra amin’ny tany izay nianianako fa hamponenana anareo, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Jôsoe zanak’i Nona.
I Jôsoe zanak’i Nona sy i Kaleba zanak’i Jefone no velona tamin’ireo lehilahy nisafo ny tany.
Nandriatra ny fitafiany i Jôsoe, zanak’i Nona, sy i Kaleba, zanak’i Jefôna, anisan’ireo nisafo ny tany,
Fa ireny efa nilazan’i Iaveh hoe: Ho faty any an’efitra; ka tsy nisy sisa intsony tamin’ireny, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Jôsoe zanak’i Nona.