Nomery 14:24 - Baiboly Katolika24 Fa i Kaleba mpanompoko kosa, izay nanana hevitra hafa, ary niraikitra tsy nivadika tamiko, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany, ary hanana izany ny taranany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Fa ny amin’i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy ka tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy, dia hoentiko ho any amin’ny tany izay efa nalehany izy ary ny taranany no handova izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Fa i Kaleba mpanompoko, izay nanam-panahy hafa ka tsy nisalasala nanaraka Ahy, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany; ary hahazo izany tany izany ny taranany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Fa i Kaleba mpanompoko, izay nanam-panahy hafa ka tsy nisalasala nanaraka Ahy, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany; ary hahazo izany tany izany ny taranany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Fa ny amin’i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy, ka tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy, dia ho entiko ho any amin’ny tany izay nalehany izy, ary ny zanany handova izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Fa ny amin'i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy, ka tanteraka tamin'ny fanarahana Ahy izy, dia ho entiko ho any amin'ny tany izay nalehany izy, ary ny zanany handova izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Fa ny amin’i Kaleba mpanompoko kosa, satria fanahy hafa no tao aminy ka tanteraka tamin’ny fanarahana Ahy izy, dia hoentiko ho any amin’ny tany izay efa nalehany izy ary ny taranany no handova izany. Jereo ny toko |