Nomery 14:25 - Baiboly Katolika25 Ny Amalesita sy ny Kananeanina no monina amin’ny lohasaha; koa rahampitso mihodìna ianareo ary miaingà ho any an’efitra amin’ny lalan’ny Ranomasina Mena.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Ny Amalekita sy ny Kananita no mponina ao amin’ny lohasaha. Koa rahampitso dia miverena ianareo ka mankanesa any an-tany efitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 fa ny Hamalekita sy ny Kanahanita kosa honina amin’ny lemaka. Koa rahampitso, miverena indray ianareo ka mankanesa any an-taniefitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 fa ny Hamalekita sy ny Kanahanita kosa honina amin’ny lemaka. Koa rahampitso, miverena indray ianareo ka mankanesa any an-taniefitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary ny Amalekita sy ny Kananita no mponina eo amin’ny lohasaha; koa rahampitso dia miverena hianareo, ka mankanesa any an-efitra amin’ny làlana mankany amin’ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary ny Amalekita sy ny Kananita no mponina eo amin'ny lohasaha; koa rahampitso dia miverena ianareo, ka mankanesa any an-efitra amin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Ny Amalekita sy ny Kananita no mponina ao amin’ny lohasaha. Koa rahampitso dia miverena ianareo ka mankanesa any an-tany efitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena. Jereo ny toko |