Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Nomery 14:25 - DIEM PROTESTANTA

25 fa ny Hamalekita sy ny Kanahanita kosa honina amin’ny lemaka. Koa rahampitso, miverena indray ianareo ka mankanesa any an-taniefitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ny Amalekita sy ny Kananita no mponina ao amin’ny lohasaha. Koa rahampitso dia miverena ianareo ka mankanesa any an-tany efitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasina Mena.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 fa ny Hamalekita sy ny Kanahanita kosa honina amin’ny lemaka. Koa rahampitso, miverena indray ianareo ka mankanesa any an-taniefitra amin’ny lalana mankany amin’ny Ranomasin’ny Volotara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Ny Amalesita sy ny Kananeanina no monina amin’ny lohasaha; koa rahampitso mihodìna ianareo ary miaingà ho any an’efitra amin’ny lalan’ny Ranomasina Mena.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary ny Amalekita sy ny Kananita no mponina eo amin’ny lohasaha; koa rahampitso dia miverena hianareo, ka mankanesa any an-efitra amin’ny làlana mankany amin’ny Ranomasina Mena.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary ny Amalekita sy ny Kananita no mponina eo amin'ny lohasaha; koa rahampitso dia miverena ianareo, ka mankanesa any an-efitra amin'ny lalana mankany amin'ny Ranomasina Mena.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 14:25
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny saim-pantatrareo sy ny vokatry ny fitondrantenanareo no hampizihi-kibo ka hankandoa anareo.


Ny Hamalekita no monina amin’ny faritra atsimo; ny Hetita sy ny Hivita ary ny Jebosita sy ny Amôrita no any an-tendrombohitra, fa ny Kanahanîta kosa no mipetraka amoron-dranomasina Mediteranea sy amoron’i Jôrdàna.


Niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna indray ny TOMPO ka nanao hoe:


Dia nifampilaza izy ireo nanao hoe: –Aoka isika hanendry mpitarika, dia hiverina any Ejipta!


Ianareo kosa, miverena ka mizora mankany an-taniefitra mihazo ny lalana ho any amin’ny Ranomasin’ny Volotara.»


Fa raha niakatra avy tany Ejipta ireo, dia namakivaky ny taniefitra hatreo amin’ny Ranomasin’ny Volotara ary nankany Kadesy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra