Nomery 14:23 - Baiboly Katolika23 dia tsy hahita mihitsy ny tany nampanantenaiko ny razany tamim-pianianana. Tsy misy hahita izany ireo naniratsira Ahy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 dia tsy hisy hahita ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy; eny, izay rehetra namingavinga Ahy dia samy tsy hahita izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 koa satria efa nanamavo Ahy izy, dia tsy hisy hahita ny tany izay nampanantenaiko ny razany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 koa satria efa nanamavo Ahy izy, dia tsy hisy hahita ny tany izay nampanantenaiko ny razany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 dia tsy hahita mihitsy ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy; eny, izay rehetra namotsifotsy Ahy dia samy tsy hahita izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 dia tsy hahita mihitsy ny tany izay nianianako tamin'ny razany homena azy; eny, izay rehetra namotsifotsy Ahy dia samy tsy hahita izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 dia tsy hisy hahita ny tany izay nianianako tamin’ny razany homena azy; eny, izay rehetra namingavinga Ahy dia samy tsy hahita izany. Jereo ny toko |