Tsy nety anefa i rainy fa hoy izy: «Fantatro ihany anaka. Ho tonga firenena koa izy, ho tonga lehibe koa izy, kanefa ho lehibe noho izy ny zandriny, ary ho tonga firenena maro ny taranany.»
Nomery 10:22 - Baiboly Katolika Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Efraima, araka ny antokony avy; ary ny antokony dia nofehezin’i Amioda; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niainga koa ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Efraima, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Elisama, zanak’i Amihoda. DIEM PROTESTANTA Ny fanevan’i Efraîma mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga manaraka; ny tafiky ny taranak’i Efraîma dia notarihin’i Elisamà, zanakalahin’i Hamihoda; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny fanevan’i Efraîma mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga manaraka; ny tafiky ny taranak’i Efraîma dia notarihin’i Elisamà, zanakalahin’i Hamihoda; Baiboly Protestanta Malagasy Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak’i Amihoda, no mpifehy ny antokony. Malagasy Bible Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Efraima, araka ny antokony; ary Elisama, zanak'i Amihoda, no mpifehy ny antokony. La Bible en Malgache Niainga koa ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Efraima, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Elisama, zanak’i Amihoda. |
Tsy nety anefa i rainy fa hoy izy: «Fantatro ihany anaka. Ho tonga firenena koa izy, ho tonga lehibe koa izy, kanefa ho lehibe noho izy ny zandriny, ary ho tonga firenena maro ny taranany.»
ny amin’ny terak’i Josefa: ny amin’i Efraima: Elisamà zanak’i Amioda; ny amin’i Manase: Gamaliela zanak’i Fadasora: