Raha mbola nipetraka teo amin’izany tany izany i Israely dia avy i Robena ka nandry tamin’i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany i Israely. Roa ambin’ny folo no isan’ny zanakalahin’i Jakôba.
Nomery 10:14 - Baiboly Katolika Ny niainga voalohany, dia ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Jodà araka ny antokony avy; ary ny antokon’i Jodà, dia nofehezin’i Nahasôna zanak’i Aminadaba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny antokony. Ny mpifehy ny antokony dia i Nasona, zanak’i Aminadaba. DIEM PROTESTANTA Ny fanevan’i Joda mbamin’ny antokon-tafiny no niainga voalohany. Ny tafiky ny taranak’i Joda dia notarihin’i Nahasôna, zanakalahin’i Haminadaba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny fanevan’i Joda mbamin’ny antokon-tafiny no niainga voalohany. Ny tafiky ny taranak’i Joda dia notarihin’i Nahasôna, zanakalahin’i Haminadaba; Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak’i Aminadaba, no mpifehy ny antokony. Malagasy Bible Ary ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak'i Aminadaba, no mpifehy ny antokony. La Bible en Malgache Ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny antokony. Ny mpifehy ny antokony dia i Nasona, zanak’i Aminadaba. |
Raha mbola nipetraka teo amin’izany tany izany i Israely dia avy i Robena ka nandry tamin’i Balà, vaditsindranon-drainy; ary nandre izany i Israely. Roa ambin’ny folo no isan’ny zanakalahin’i Jakôba.
Ry Jodà, ianao hoderain’ny rahalahinao; ny tananao ho eo amin’ny vozon’ny fahavalonao; ny zanaky ny rainao hiankohoka eo anatrehanao.
«Ireto no anaran’ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin’i Robena: Elisora zanak’i Sedeora;
Ka tamin’ny andro voalohany, dia i Nahasôna, zanak’i Aminadaba, avy amin’ny fokon’i Jodà no nanolotra ny fanatiny.