Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 1:28 - Baiboly Katolika

Ny terak’i Isakara, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, rehefa nisaina ny anarany hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy mahatàm-piadiana,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Tamin’ny taranak’Isakara, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary tamin’ny taranak’Isakara araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,–

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary tamin'ny taranak'Isakara araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Tamin’ny taranak’Isakara, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika,

Jereo ny toko



Nomery 1:28
8 Rohy Ifampitohizana  

ka hoy i Lià: «Nomen’Andriamanitra ny karamako aho tamin’ny nanomezako ny ankizivaviko ho an’ny vadiko.» Dia nataony hoe Isakara ny anarany.


Zanak’i Isakara: i Tola, i Foa, i Joba, ary i Semrôna.


dia nisy 74.600 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Jodà.


dia nisy 54.400 no voasoratra ho isan’ny fokon’i Isakara.