Nikaroka ny taratasy vavolombelon’ny firazanana izy ireo, fa tsy nahita, ka dia nolazaina ho tsy madio tsy mahatana ny fisoronana;
Nehemia 7:5 - Baiboly Katolika Ka nomen’Andriamanitra hevitra aho hamory ny lehibe sy ny andriambaventy mbamin’ny vahoaka, mba hakana ny isany. Ary nahita boky nanoratana ny firazanan’izay niakatra voalohany aho, ka izao no hitako voasoratra ao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny olo-manankaja sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan’izay niakatra voalohany ka izao no hitako voasoratra tao: DIEM PROTESTANTA Ka nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny loholona sy mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba hakana ny isany. Ary hitako ny boky nanoratana ny lisitr’ireo tafaverina voalohany avy any an-tsesitany, ka izao no hitako voasoratra tao: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny loholona sy mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba hakana ny isany. Ary hitako ny boky nanoratana ny lisitr’ireo tafaverina voalohany avy any an-tsesitany, ka izao no hitako voasoratra tao: Baiboly Protestanta Malagasy Ary nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoaka, mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan’izay niakatra voalohany, ka izao no hitako voasoratra tao: Malagasy Bible Ary nomen'Andriamanitro hevitra aho hamory ny manan-kaja sy ny mpanapaka mbamin'ny vahoaka, mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan'izay niakatra voalohany, ka izao no hitako voasoratra tao: La Bible en Malgache Dia nomen’Andriamanitro hevitra aho hamory ny olo-manankaja sy ny mpanapaka mbamin’ny vahoaka mba halaina isa araka ny firazanany avy ireo. Ary hitako ny taratasy filazana ny firazanan’izay niakatra voalohany ka izao no hitako voasoratra tao: |
Nikaroka ny taratasy vavolombelon’ny firazanana izy ireo, fa tsy nahita, ka dia nolazaina ho tsy madio tsy mahatana ny fisoronana;
«Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitry ny razantsika izay nanome hevitra ny fon’ny mpanjaka mba hanome voninahitra ny tranon’i Iaveh ao Jerosalema toy izany,
«Tsarovy, ry Andriamanitro ô, ka hahazoako sitraka anie izay rehetra nataoko ho an’izany vahoaka izany.»
«Ry Andriamanitra ô, tsarovy i Tobia sy i Sanabalata, araka izany asa ratsy izany, ary koa i Nôadiasa mpaminany, sy ireo mpaminany hafa nitady hampitahotra ahy!»
Sady malalaka no lehibe ny tanàna, nefa vitsy ny mponina eo afovoany, sady mbola tsy voaorina indray ny trano.
Nikaroka ny taratasy vavolombelon’ny firazanany izy ireo, fa tsy nahita, ka dia nolazaina ho tsy madio, tsy mahatana ny fisoronana;
Fa i Iaveh no manome ny fahendrena; avy amin’ny Vavany no ivoahan’ny fahaizana amam-pahamalinana.
saingy ny fahasoavan’Andriamanitra no naha-toy izao ahy. Tsy foana tao amiko anefa ny fahasoavana, fa niasa bebe kokoa noho izy rehetra aho; na tsy izaho, fa ny fahasoavan’Andriamanitra niaraka tamiko.
Tsy ny tenanay akory no ampy hahahevitra zavatra toy ny avy amin’ny tenanay; Andriamanitra ihany no iavian’ny fahampiana.
Hisaorana anie Andriamanitra, fa nalatsany ao am-pon’i Tito koa ho anareo izany fahazotoana izany;
ary izany indrindra no iasako sy iadiako mafy, araka ny heriny izay iasàny fatratra ato amiko.