Nehemia 3:2 - Baiboly Katolika Ny mponina ao Jerosalema no nanorina teo anilany, ary i Zakora, zanak’i Amrì, nanorina teo anilany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary teo anilan’ireo dia nandrafitra koa ny vatan-dehilahin’i Jeriko. Teo anilan’ireo indray dia nandrafitra koa i Zakora zanak’Imry. DIEM PROTESTANTA Teo an-kilan’ireo, ny mponin’i Jerikao no namboatra ny manda, ary nanarakaraka ireto indray i Zakora zanakalahin’i Imry. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo an-kilan’ireo, ny mponin’i Jerikao no namboatra ny manda, ary nanarakaraka ireto indray i Zakora zanakalahin’i Imry. Baiboly Protestanta Malagasy Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak’Imry. Malagasy Bible Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak'Imry. La Bible en Malgache Ary teo anilan’ireo dia nandrafitra koa ny vatan-dehilahin’i Jeriko. Teo anilan’ireo indray dia nandrafitra koa i Zakora zanak’Imry. |
Ny taranak’i Senaà no nanao ny vavahadin’ny Hazandrano, nataony teo ny sakamandimby, dia nalatsany ny lela-vavahady, mbamin’ny karetsaka sy ny barany;