Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 2:34 - Baiboly Katolika

34 nisy 345 ny taranak’i Jerikô;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 ny taranak’i Jeriko: Dimy amby efapolo sy telonjato;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

34 ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 ny terak’i Jerikao dia nisy lehilahy 345;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 ny zanak’i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 ny zanak'i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 2:34
6 Rohy Ifampitohizana  

Fahavelony dia nanorina an’i Jerikô, i Hiela avy any Betela, kanjo ny ain’i Abirama lahy matoany, no sazin’ny nanorenany ny fotony, ary ny ain’i Segoba zanany faralahy, no sazin’ny nananganany ny vavahadiny, araka ny tenin’i Iaveh izay nolazainy tamin’ny alalan’i Jôsoe zanak’i Nona.


ary nitsangana ireo lehilahy efa voatonona anarana teo, nandray ny sambo-belona, ka notafiany aloha tamin’ny zavatra babo izay tsy nitafy, nomeny akanjo aman-kiraro, vao nampihinaniny sy nampisotroiny sady nohosorany izy ireo, dia nampitaingeniny ampondra izay rehetra efa reraka mafy loatra, ka nateriny tany Jerikao, tanànan’ny rofia izy ireo, ho any amin’ny rahalahiny. Izy kosa niverina tao Samaria.


nisy 725, ny taranak’i Loda sy i Hadida ary i Hônô


ary nisy 3.630 ny taranak’i Senaà.


Ny mponina ao Jerosalema no nanorina teo anilany, ary i Zakora, zanak’i Amrì, nanorina teo anilany.


nisy 345 ny zanak’i Jerikô;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra