Nehemia 3:2 - Baiboly Protestanta Malagasy2 Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak’Imry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary teo anilan’ireo dia nandrafitra koa ny vatan-dehilahin’i Jeriko. Teo anilan’ireo indray dia nandrafitra koa i Zakora zanak’Imry. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Teo an-kilan’ireo, ny mponin’i Jerikao no namboatra ny manda, ary nanarakaraka ireto indray i Zakora zanakalahin’i Imry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Teo an-kilan’ireo, ny mponin’i Jerikao no namboatra ny manda, ary nanarakaraka ireto indray i Zakora zanakalahin’i Imry. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ny mponina ao Jerosalema no nanorina teo anilany, ary i Zakora, zanak’i Amrì, nanorina teo anilany. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak'Imry. Jereo ny toko |