Zanaka lahin’i Eliôenaia: i Odoià, i Eliasoba, i Feleià, i Akoba, i Johanàna, i Dalaià, ary i Ananì: fito izy.
Nehemia 13:7 - Baiboly Katolika nahazo alalana tamin’ny mpanjaka hiverina ho any Jerosalema aho, ka izay vao nahita ity ratsy nataon’i Eliasiba, ho fankasitrahana an’i Tobia, fa namboatra efitrano ho azy, tao anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efitrano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. DIEM PROTESTANTA mba hankany Jerosalema indray; ka hitako tao ny ratsy afitsok’i Eliasiba tamin’ny nanomanany efitrano ho an’i Tôbià, teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara mba hankany Jerosalema indray; ka hitako tao ny ratsy afitsok’i Eliasiba tamin’ny nanomanany efitrano ho an’i Tôbià, teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Baiboly Protestanta Malagasy ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Malagasy Bible ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon'i Eliasiba ho an'i Tobia tamin'ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitra. La Bible en Malgache dia nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efitrano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. |
Zanaka lahin’i Eliôenaia: i Odoià, i Eliasoba, i Feleià, i Akoba, i Johanàna, i Dalaià, ary i Ananì: fito izy.
Nony vita izany rehetra izany, nanatona ahy ny lehibe, ka nanao hoe: «Tsy tafasaraka tamin’ny vahoakan’ireto tany ireto ny vahoaka Israely mbamin’ny mpisorona sy ny Levita fa manaraka ny fahavetavetany, ny an’ny Kananeanina, ny Heteanina, ny Ferzeanina, ny Jebôseanina, ny Amônita, ny Moabita, ny Ejiptianina, ary ny Amôreana;
Tamin’izany andro izany dia nisy namaky teny tao amin’ny bokin’i Môizy mba ho ren’ny vahoaka; ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin’ny fiangonan’Andriamanitra, na oviana na oviana, ny Amônita sy ny Moabita,
efa namboatra ho an’io, efitrano anankiray lehibe, nitahirizana talohan’izany ny fanatitra, ny emboka, ny fanaka, ny ampahafolon’ny vary, divay vaovao, diloilo, ny hetra ho an’ny Levita, ny mpiandry varavarana, ary izay natokana ho an’ny mpisorona.
Nandroso ny tanany ny mpampahory naka ny zava-tsoany rehetra; fa hitany ny firenena, niditra tao amin’ny fitoerany masina, dia ireo firenena izay namoahanao didy nataonao hoe: Tsy hiditra ao amin’ny fiangonanao izy!