Nehemia 13:7 - DIEM PROTESTANTA7 mba hankany Jerosalema indray; ka hitako tao ny ratsy afitsok’i Eliasiba tamin’ny nanomanany efitrano ho an’i Tôbià, teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 dia nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efitrano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 mba hankany Jerosalema indray; ka hitako tao ny ratsy afitsok’i Eliasiba tamin’ny nanomanany efitrano ho an’i Tôbià, teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 nahazo alalana tamin’ny mpanjaka hiverina ho any Jerosalema aho, ka izay vao nahita ity ratsy nataon’i Eliasiba, ho fankasitrahana an’i Tobia, fa namboatra efitrano ho azy, tao anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 ary nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon'i Eliasiba ho an'i Tobia tamin'ny nanamboarany efi-trano ho azy teo anatin'ny kianjan'ny tranon'Andriamanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 dia nankany Jerosalema aho ka nahita ny ratsy nataon’i Eliasiba ho an’i Tobia tamin’ny nanamboarany efitrano ho azy teo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny toko |
Taorian’izany zavatra izany, dia nanatona ahy ireo lehiben’ny Israelita ka nanao hoe: –Na sarambabem-bahoaka na mpisorona na levita, dia tsy mbola miavaka amin’ny valovotaka, fa maka tahaka ny zava-maharikoriko fanaon’ny Kanahanita sy Hitita, ny Perizita sy Jebosita, ny Hamônita sy Môabita, ary ny Ejiptianina sy Amôrita.
dia nanomanany efitrano lehibe io Tôbià io, dia ilay efitrano nitehirizana hatrizay ny fanatitra vokatry ny tany sy ny vovo-javamanitra ary ny fanaka mbamin’ny ampahafolon’ny vary sy divay ary menaka; tao koa no nitehirizana ny fanatitra voatokana ho an’ny levita sy ny mpihira ary ny mpiandry varavarana mbamin’ny fanatitra navahana ho an’ny mpisorona.