6 Fa tamin’izany rehetra izany dia tsy mba tany Jerosalema aho; fa tamin’ny taona faharoa amby telo-polo nanjakan’i Artaksersesy, mpanjakan’i Babylona, no nahatongavako tany amin’ny mpanjaka; fa nony taoriandriana kely dia niera tamin’ny mpanjaka aho;
6 Fa tamin'izany rehetra izany dia tsy mba tany Jerosalema aho: fa tamin'ny taona faharoa amby telo-polo nanjakan'i Artaksersesy, mpanjakan'i Babylona, no nahatongavako tany amin'ny mpanjaka; fa nony taoriandriana kely dia niera tamin'ny mpanjaka aho;
Tamim-pifaliana no nanaovan’ireo Israelita ny fankalazana ny mofo tsy misy leviora nandritra ny fito andro. Fa nampifaly azy tokoa ny TOMPO noho Izy nampiova ny amperôra hamindrafo amin’ny Israelita; izany rahateo no nampahery azy tamin’ny asa momba ny tranon’Andriamanitra, dia Ilay Andriamanitr’i Israely.
Nanomboka tamin’ny andro nanendrena ahy ho governoran’ny faritanin’i Joda, dia ny taona faha-roapolo nanjakàn’i Artakserksesa ka niafara tamin’ny taona faha-32 nitondrany, na izaho na ny havako, nandritra izany 12 taona izany, dia tsy mba nitaky ny anjara-fiveloman’ny governora.