Zanaka lahin’i Salmà: i Betlehema sy ny Netofatianina, i Atarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareanina,
Nehemia 12:28 - Baiboly Katolika Nivory ny zanaky ny mpihira, avy eny ambanivohitra manodidina an’i Jerosalema, avy any an-tanànan’ny Netôfatianina, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niangona ny mpihira avy tamin’ny tany lemaka manodidina an’i Jerosalema sy ny avy tamin’ny vohitry ny Netofatita DIEM PROTESTANTA Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà Baiboly Protestanta Malagasy Dia niangona ny mpihira avy tamin’ny tany lemaka manodidina an’i Jerosalema sy ny avy tamin’ny vohitry ny Netofatita Malagasy Bible Dia niangona ny mpihira avy tamin'ny tany lemaka manodidina an'i Jerosalema sy ny avy tamin'ny vohitry ny Netofatita La Bible en Malgache Dia niangona ny mpihira avy tamin’ny tany lemaka manodidina an’i Jerosalema sy ny avy tamin’ny vohitry ny Netofatita |
Zanaka lahin’i Salmà: i Betlehema sy ny Netofatianina, i Atarôta-Bety-Jôaba, ny antsasaky ny Manaktiana, ny Sareanina,
i Obadià zanak’i Semeià zanak’i Galala zanak’Iditona; i Barakià zanak’i Asà zanak’i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan’ny Netôfatianina.
sy Bety-Galgalà, ary ny faritanin’i Gebà sy i Azmaveta; fa nanao vohitra ho azy teny amin’ny manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.
Reko koa fa tsy voaloa ny anjaran’ny Levita, ary efa samy nitsoaka ho any amin’ny taniny avy ny Levita sy ny mpihira niandraikitra ny fanompoana.
- nefa hatramin’io fotoana io mbola tsy nataoko tamin’ny varavarana ny lelany,- dia naniraka nankatỳ amiko i Sanabalata sy i Gôsena, hilaza hoe: «Tongava, fa aoka isika hihaona kely any amin’ireo vohitra amin’ny lohasahan’i Onô.» Ny hanisy ratsy ahy no heviny.