Izay vao nivoaka ilay rahalahiny, nifehy kofehy mena ny tanany, ka natao hoe Zarà ny anarany.
Nehemia 11:24 - Baiboly Katolika I Faratiasa zanak’i Mesezebela, isan-taranak’i Zarà, zanak’i Jodà kosa no mpanao raharahan’ny mpanjaka, amin’ny raharaha rehetra momba ny vahoaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Petahia, zanak’i Mesezabela, isan’ny taranak’i Zera, zanak’i Joda, dia teo anilan’ny mpanjaka mba hitandrina ny raharaha rehetra ny amin’ny olona. DIEM PROTESTANTA I Petahià, zanakalahin’i Mesezabela sady anisan’ny terak’i Zera zanakalahin’i Joda, dia teo anilan’ny amperôra mba hiandraikitra ny raharaha rehetra momba ny vahoaka israelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Petahià, zanakalahin’i Mesezabela sady anisan’ny terak’i Zera zanakalahin’i Joda, dia teo anilan’ny amperôra mba hiandraikitra ny raharaha rehetra momba ny vahoaka israelita. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Petahia, zanak’i Mesezabela, isan’ny taranak’i Zera, zanak’i Joda, dia teo anilan’ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin’ny olona. Malagasy Bible Ary Petahia, zanak'i Mesezabela, isan'ny taranak'i Zera, zanak'i Joda, dia teo anilan'ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin'ny olona. La Bible en Malgache Ary i Petahia, zanak’i Mesezabela, isan’ny taranak’i Zera, zanak’i Joda, dia teo anilan’ny mpanjaka mba hitandrina ny raharaha rehetra ny amin’ny olona. |
Izay vao nivoaka ilay rahalahiny, nifehy kofehy mena ny tanany, ka natao hoe Zarà ny anarany.
Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.
i Banaiasa zanak’i Jôiadà, no lehiben’ny Keretianina sy ny Feletianina; ary ireo zanak’i Davida no voalohan-daharana eo anilan’ny mpanjaka.
Fa ny raharahany dia ny manolo-tena hoentin’ny taranak’i Aarôna, amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, ny amin’ny momba ny kianja aman’efitrano, ny fanadiovana ny zavatra masina, ary ny raharaha momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh;
ary teo anilany dia i Merimota zanak’i Oria zanak’i Akôsa, no nanamboatra; ary teo anilany dia i Mosolama zanak’i Barakia zanak’i Mesezebela, no nanamboatra; ary teo anilany dia i Sadôka zanak’i Baanà no nanamboatra;
Izao no zanak’i Jodà, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Selaita avy tamin’i Selà, ny fokon’ny Farezita avy tamin’i Farezy, ny fokon’ny Zareita avy tamin’i Zare.
i Jodà niteraka an’i Faresa sy i Zarà tamin’i Tamara; i Faresa niteraka an’i Esrôna; i Esrôna niteraka an’i Arama;