Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 38:30 - Baiboly Katolika

30 Izay vao nivoaka ilay rahalahiny, nifehy kofehy mena ny tanany, ka natao hoe Zarà ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

30 Rehefa afaka izany dia teraka koa ny rahalahiny izay nisy ilay kofehy jaky tamin’ny tanany; dia nataony hoe Zera ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

30 Avy eo dia teraka indray ilay zaza misy kofehy mena tamin’ny sandriny ka nataon’i Joda hoe Zera na Fiposahana ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Avy eo dia teraka indray ilay zaza misy kofehy mena tamin’ny sandriny ka nataon’i Joda hoe Zera na Fiposahana ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

30 Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, izay nisy ilay kofehy mena tamin’ny tànany; dia nataony hoe Zera no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

30 Ary rehefa afaka izany, dia teraka koa ny rahalahiny, izay nisy ilay kofehy mena tamin'ny tànany; dia natao­ny hoe Zera no anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

30 Rehefa afaka izany dia teraka koa ny rahalahiny izay nisy ilay kofehy jaky tamin’ny tanany; dia nataony hoe Zera ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 38:30
5 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Jodà: i Hera, i Onàna, i Selà, i Faresa ary i Zarà; fa i Hera sy i Onàna maty teny Kanaana. Ny zanak’i Faresa dia i Hesrôna sy i Hamola.


I Thamara, vinanto vavin’i Jodà, niteraka an’i Faresa sy i Zarà taminy. Dimy ny lahy rehetra, zanak’i Jodà.


Ny tamin’ny taranak’i Zarà: i Jehoela sy ny rahalahiny, 690 izy.


I Faratiasa zanak’i Mesezebela, isan-taranak’i Zarà, zanak’i Jodà kosa no mpanao raharahan’ny mpanjaka, amin’ny raharaha rehetra momba ny vahoaka.


i Jodà niteraka an’i Faresa sy i Zarà tamin’i Tamara; i Faresa niteraka an’i Esrôna; i Esrôna niteraka an’i Arama;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra