Nehemia 10:8 - Baiboly Katolika i Miamina, i Maaziasa, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Mesolama, i Abia, i Miamina, DIEM PROTESTANTA i Mesolama sy i Abià ary i Miamîna, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Mesolama sy i Abià ary i Miamîna, Baiboly Protestanta Malagasy Mesolama, Abia, Miamina, Malagasy Bible Mesolama, Abia, Miamina, La Bible en Malgache i Mesolama, i Abia, i Miamina, |
Sorona maro no naterin’izy ireo, tamin’izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen’Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin’ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema.
Manarakaraka azy, i Sadôka zanak’i Emera nanamboatra ny teo anoloan’ny tranony; manarakaraka azy, nanamboatra i Semeiàsa zanak’i Sikemiasa mpiandry ny vavahady atsinanana amin’ny tempoly.