Mpitsara 9:53 - Baiboly Katolika
Kanjo nozeran’ny vehivavy anankiray, vakim-bato fikosoham-bary ny lohan’i Abimeleka, ka vaky terỳ ny karandohany.
Jereo ny toko
Fa nisy vehivavy iray nanjera vato fikosoham-bary tamin’ny lohan’i Abimeleka ka nahavaky ny karandohany.
Jereo ny toko
Kanjo nisy vehivavy iray nanjera vato lehibe iray teo an-dohany ka nahavaky ny karandohany.
Jereo ny toko
Kanjo nisy vehivavy iray nanjera vato lehibe iray teo an-dohany ka nahavaky ny karandohany.
Jereo ny toko
Fa nisy vehivavy anankiray, nanjera vato fikosoham-bary tamin’ny lohan’i Abimeleka ka nahavaky ny karan-dohany.
Jereo ny toko
Fa nisy vehivavy anankiray, nanjera vato fikosoham-bary tamin'ny lohan'i Abimeleka ka nahavaky ny karan-dohany.
Jereo ny toko
Fa nisy vehivavy iray nanjera vato fikosoham-bary tamin’ny lohan’i Abimeleka ka nahavaky ny karandohany.
Jereo ny toko