Nosaforany henatra ny mpanapaka an’ireny, nampirenireny any an’efitra tsy misy lalana;
Mpitsara 4:17 - Baiboly Katolika I Sisarà dia nandositra an-tongotra ho ao amin’ny lain’i Jahela vadin’i Hebera Kineanina; fa nihavana i Jabìna mpanjakan’i Asôra sy ny fianakavian’i Hebera Kineanina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Sisera dia nandositra an-tongotra ho any amin’ny tranolain’i Jaela, vadin’i Hebera kenita; nihavana mantsy i Jabina, mpanjakan’i Hazora, sy ny mpianakavin’i Hebera kenita. DIEM PROTESTANTA I Siserà dia nandositra an-tongotra hatrany amin’ny lain’i Jahela izay vadin’i Hebera lehilahy kenita, satria nihavana ny fianakavian’i Hebera sy i Jabîna mpanjakan’i Hatsôra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Siserà dia nandositra an-tongotra hatrany amin’ny lain’i Jahela izay vadin’i Hebera lehilahy kenita, satria nihavana ny fianakavian’i Hebera sy i Jabîna mpanjakan’i Hatsôra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin’ny lain’i Jaela, vadin’i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan’i Hazora, sy ny mpianakavin’i Hebera Kenita. Malagasy Bible Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin'ny lain'i Jaela, vadin'i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan'i Hazora, sy ny mpianakavin'i Hebera Kenita. La Bible en Malgache Ary i Sisera dia nandositra an-tongotra ho any amin’ny tranolain’i Jaela, vadin’i Hebera kenita; nihavana mantsy i Jabina, mpanjakan’i Hazora, sy ny mpianakavin’i Hebera kenita. |
Nosaforany henatra ny mpanapaka an’ireny, nampirenireny any an’efitra tsy misy lalana;
Ny avonavon’ny olona, mamarina amin’ny fietrena; fa ny manetry tena ao am-po mahazo voninahitra.
Ary ny mahery fo amin’ny mahery handositra miboridana amin’izany andro izany», - teny marin’i Iaveh. -
Nenjehin’i Baràka hatrany Harôseta-Gôïma, ny kalesin’ny tafika ka lavony tamin’ny lelan-tsabatra avokoa ny tafik’i Sisarà rehetra, fa tsy nisy niangana na dia lehilahy iray aza.
Nivoaka i Jahela hitsena an’i Sisarà ka nanao taminy hoe: «Mandrosoa, tompoko, mandrosoa atỳ amiko fa aza matahotra.» Dia nandroso aminy tao an-day izy, ka nafeniny tao ambany firakofana.
Hosoavina noho ny vehivavy i Jahela vadin’i Hebera, Kineanina; hosoavina noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy.
Tamin’ny andron’i Simagara, zanak’i Amata, tamin’ny andron’i Jahela ny lalam-be tsy nodiavina, fa ny sakeli-dalana mihodivitra no nomban’ny mpandeha.