Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 4:17 - DIEM PROTESTANTA

17 I Siserà dia nandositra an-tongotra hatrany amin’ny lain’i Jahela izay vadin’i Hebera lehilahy kenita, satria nihavana ny fianakavian’i Hebera sy i Jabîna mpanjakan’i Hatsôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Ary i Sisera dia nandositra an-tongotra ho any amin’ny tranolain’i Jaela, vadin’i Hebera kenita; nihavana mantsy i Jabina, mpanjakan’i Hazora, sy ny mpianakavin’i Hebera kenita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 I Siserà dia nandositra an-tongotra hatrany amin’ny lain’i Jahela izay vadin’i Hebera lehilahy kenita, satria nihavana ny fianakavian’i Hebera sy i Jabîna mpanjakan’i Hatsôra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 I Sisarà dia nandositra an-tongotra ho ao amin’ny lain’i Jahela vadin’i Hebera Kineanina; fa nihavana i Jabìna mpanjakan’i Asôra sy ny fianakavian’i Hebera Kineanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin’ny lain’i Jaela, vadin’i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan’i Hazora, sy ny mpianakavin’i Hebera Kenita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin'ny lain'i Jaela, vadin'i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan'i Hazora, sy ny mpianakavin'i Hebera Kenita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Ary i Sisera dia nandositra an-tongotra ho any amin’ny tranolain’i Jaela, vadin’i Hebera kenita; nihavana mantsy i Jabina, mpanjakan’i Hazora, sy ny mpianakavin’i Hebera kenita.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 4:17
14 Rohy Ifampitohizana  

Ataon’ny Tompo rakotra henatra ny mpifehy ka mirenireny an-tany foana tsy misy lalana;


Ny sakafoko nasian’ny sasany poizina; mangetaheta aho, ampisotroiny vinaingitra.


Ny avonavon’ny olona no hampietry azy; fa ny manetry tena no hahazo haja.


«Tsy misy fiadanana ho an’ny olon-dratsy, hoy ilay Andriamanitro.»


Amin’izany andro izany, na ny mahery fo indrindra amin’ireo miaramila voafantina aza dia hanary fiadiana ka handositra. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.»


Nanenjika ireo kalesy sy ny andian-tafiky ny fahavalony hatrany Harôseta-Gôima i Baràka; dia naringany tamin’ny sabatra avokoa ny miaramilan’i Siserà ka tsy nisy niangana na iray aza.


Ary niainga i Jahela mba hitsena an’i Siserà ka nanao taminy hoe: –Midira, tompoko, midira ato amiko fa aza matahotra! Dia niditra tao an-dainy izy ka norakofany bodofotsy.


Hotahîna mihoatra noho ny vehivavy rehetra kosa anie i Jahela izay vadin’i Hebera lehilahy kenita! Eny, hotahîna mihoatra noho ny vehivavy rehetra izay mitoetra an-day anie izy!


Tamin’ny andron’i Samgary zanakalahin’i Hanata sy tamin’ny andron’i Jahela dia nidify ity faritra ity ny andian’ireo mpitaingin-drameva; fa nanaraka lalan-kafa ireo mpandeha.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra