Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Amosa 2:16 - Baiboly Katolika

16 Ary ny mahery fo amin’ny mahery handositra miboridana amin’izany andro izany», - teny marin’i Iaveh. -

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 ary na dia izay mahery fo indrindra eo amin’ireo mpiady mahery aza dia handositra tsy mitam-piadiana intsony amin’izany andro izany, hoy NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

16 Amin’izany andro izany, na ny mahery fo indrindra amin’ireo miaramila voafantina aza dia hanary fiadiana ka handositra. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Amin’izany andro izany, na ny mahery fo indrindra amin’ireo miaramila voafantina aza dia hanary fiadiana ka handositra. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary na dia izay sahy ao amin’ny mahery aza Dia handositra mitanjaka amin’izany andro izany, hoy Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary na dia izay sahy ao amin'ny mahery aza dia handositra mitanjaka amin'izany andro izany, hoy Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy




Amosa 2:16
5 Rohy Ifampitohizana  

Mamirapiratra Ianao, eo amin’ny fiandriananao, eo an-tendrombohitra iantorahanao amin’ny rembinao.


Azo i Kariota; afaka ny trano mimanda; ary ny fon’ny mpiady maherin’i Moaba amin’izany andro izany, dia toy ny fon’ny vehivavy mihetsi-jaza.


dia nariany ny lambany, ka lasa nandositra niboridana izy.


I Sisarà dia nandositra an-tongotra ho ao amin’ny lain’i Jahela vadin’i Hebera Kineanina; fa nihavana i Jabìna mpanjakan’i Asôra sy ny fianakavian’i Hebera Kineanina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra