Amosa 3:1 - Baiboly Katolika1 Henoy izao teny izao notononin’i Iaveh ny aminareo, ry zanak’i Israely, ny amin’ny fianakaviana rehetra nentiko niakatra avy any amin’ny tany Ejipta, - dia ireto hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Henoy izao teny izao izay lazain’NY TOMPO ny aminareo, ry Zanak’Israely, dia ny amin’ny taranaka rehetra izay nentiko niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ry taranak’i Israely, dia ianareo ankohonana rehetra izay nampiakarin’ny TOMPO avy tany Ejipta, henoy izao teny nambarany momba anareo izao: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ry taranak’i Israely, dia ianareo ankohonana rehetra izay nampiakarin’ny TOMPO avy tany Ejipta, henoy izao teny nambarany momba anareo izao: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 HENOY izao teny izao, izay lazain’i Jehovah ny aminareo, ry Zanak’Isiraely, dia ny amin’io taranaka rehetra nentiko niakatra avy tany amin’ny tany Egypta io: Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Henoy izao teny izao, izay lazain'i Jehovah ny aminareo, ry Zanak'Isiraely, dia ny amin'io taranaka rehetra nentiko niakatra avy tany amin'ny tany Egypta io: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Henoy izao teny izao izay lazain’NY TOMPO ny aminareo, ry Zanak’Israely, dia ny amin’ny taranaka rehetra izay nentiko niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta! Jereo ny toko |