Nahatezitra an’i Davida ny nikapohin’i Iaveh an’i Ozà toy izany, ary io toerana io dia nantsoina mandrak’androany hoe Ferets-Ozà.
Mpitsara 21:15 - Baiboly Katolika Nalahelo an’i Benjamina ny vahoaka, fa efa nanabangan’i Iaveh iray ny fokon’i Israely. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanenina noho ny amin’ny Benjamina ny olona satria nisy nobangain’NY TOMPO ny fokon’ny Israely. DIEM PROTESTANTA Fa onena tokoa ny vahoaka tamin’ireo Benjaminita, satria efa nanisy banga teo amin’ny fokon’i Israely ny TOMPO. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa onena tokoa ny vahoaka tamin’ireo Benjaminita, satria efa nanisy banga teo amin’ny fokon’i Israely ny TOMPO. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny olona nanenina noho ny amin’i Benjamina, satria nisy nobangain’i Jehovah ny firenen’Isiraely. Malagasy Bible Ary ny olona nanenina noho ny amin'i Benjamina, satria nisy nobangain'i Jehovah ny firenen'Isiraely. La Bible en Malgache Ary nanenina noho ny amin’ny Benjamina ny olona satria nisy nobangain’NY TOMPO ny fokon’ny Israely. |
Nahatezitra an’i Davida ny nikapohin’i Iaveh an’i Ozà toy izany, ary io toerana io dia nantsoina mandrak’androany hoe Ferets-Ozà.
Fa satria noho ianareo tsy nampiakatra azy tamin’ilay voalohany, no nikapohan’i Iaveh Andriamanitsika antsika, satria tsy nitady azy araka ny lalàna isika.»
noho izany, io heloka io ho anareo, dia ho toy ny mivava efa mila hampianjera sy efa mandomba eo amin’ny rindrina avo, izay mirodana tampoka, indray mihelina monja.
Ny taranakao hanorina indray ny rava ela; ianao hanangana ny fanorenana nalatsaka fahagola; ny olona hiantso anao hoe: Mpanamboatra ny banga, mpamelon-dalana hahatonga ny tany ho azo onenana.
Dia niverina ny Benjaminita tamin’izany andro izany ka nomena azy ireo ny vehivavy navela ho velona tamin’ny vehivavy tany Jabesy, any Galaada, nefa tsy ampy hahenina azy ireo.
Ary hoy ny loholon’ny fiangonana: «Inona no hataontsika hahazoan’ireo sisa vady; fa efa ringana ny vehivavy tamin’i Benjamina?»
Dia hoy izy ireo: «Ny lovan’ireo afa-nandositra dia aoka ho raikitra fa an’i Benjamina ihany, mba tsy ho voafongotra amin’i Israely ny foko iray.
Nalahelo an’i Benjamina rahalahiny ny zanak’i Israely, ka nanao hoe: «Ny foko iray no fongotra amin’i Israely androany.