1Tantara 13:11 - Baiboly Katolika11 Nahatezitra an’i Davida ny nikapohin’i Iaveh an’i Ozà toy izany, ary io toerana io dia nantsoina mandrak’androany hoe Ferets-Ozà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nalahelo i Davida noho ny namelezan’NY TOMPO an’i Oza ka nataony hoe Pereza-Oza no anaran’izany toerana izany mandraka androany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Taitra i Davida satria tena namely mafy an’i Hozà ny TOMPO, koa io toerana io dia nantsoiny hoe «Peretsa-Hozà», ary mbola izany no fiantso azy mandraka androany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Taitra i Davida satria tena namely mafy an’i Hozà ny TOMPO, koa io toerana io dia nantsoiny hoe «Peretsa-Hozà», ary mbola izany no fiantso azy mandraka androany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary dia tezitra Davida noho ny namelezan’i Jehovah an’i Oza, ka dia nataony hoe Perez-oza no anaran’izany tany izany mandraka andro-any. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary dia tezitra Davida noho ny namelezan'i Jehovah an'i Oza, ka dia nataony hoe Perez-oza no anaran'izany tany izany mandraka androany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nalahelo i Davida noho ny namelezan’NY TOMPO an’i Oza ka nataony hoe Pereza-Oza no anaran’izany toerana izany mandraka androany. Jereo ny toko |