Nanana anaka izy sady nitera-dahy ka nanao hoe: «Nesorin’Andriamanitra tamiko ny fahafaham-barakako.»
Mpitsara 11:37 - Baiboly Katolika Ary hoy izy tamin-drainy: «Ity no mba soa ataovy amiko: Avelao malalaka aho, mandritra ny roa volana: dia handeha hidina ho any an-tendrombohitra, ary hitomany ny fahavirijiniako miaraka amin’ireo namako». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy koa izy tamin’ny rainy: Izao no aoka hatao amiko: Aza maninona ahy aloha hatramin’ny roa volana fa handehandeha hankeny amin’ny havoana aho ka hitomany miaraka amin’ny namako noho izaho mbola tsy nanambady akory. DIEM PROTESTANTA Nefa na izany aza, dia mba omeo fe-potoana roa volana aho hankanesako eny an-tendrombohitra miaraka amin’ny namako mba hitomaniako ny tenako tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nefa na izany aza, dia mba omeo fe-potoana roa volana aho hankanesako eny an-tendrombohitra miaraka amin’ny namako mba hitomaniako ny tenako tsy maintsy ho faty nefa tsy mbola nanambady akory. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy koa izy tamin’ny rainy: Aoka izao no hatao amiko: aza maninona ahy aloha hatramin’ny roa volana mba handehandehanako hankeny amin’ny havoana hitomaniako, izaho sy ny namako, noho izaho mbola tsy nanam-bady akory. Malagasy Bible Dia hoy koa izy tamin'ny rainy: Aoka izao no hatao amiko: aza maninona ahy aloha hatramin'ny roa volana mba handehandehanako hankeny amin'ny havoana hitomaniako, izaho sy ny namako, noho izaho mbola tsy nanambady akory. La Bible en Malgache Hoy koa izy tamin’ny rainy: Izao no aoka hatao amiko: Aza maninona ahy aloha hatramin’ny roa volana fa handehandeha hankeny amin’ny havoana aho ka hitomany miaraka amin’ny namako noho izaho mbola tsy nanambady akory. |
Nanana anaka izy sady nitera-dahy ka nanao hoe: «Nesorin’Andriamanitra tamiko ny fahafaham-barakako.»
«Izao no nataon’ny Tompo tamiko, tamin’ny andro nitsinjovany ahy hahafa-tondro-maso ahy amin’ny olona.»
Hoy ny navaliny azy: «Ndeha àry». Dia navelany handeha roa volana izy. Ka nandeha niaraka tamin’ny namany, nitomany ny fahavirijiniany tany amin’ny tendrombohitra izy.
Sady mbola nankalozain’ity rafiny mafy izaitsizy koa izy, mba hampalahelo azy amin’ny nanaovan’i Iaveh azy momba.