1Samoela 1:6 - Baiboly Katolika6 Sady mbola nankalozain’ity rafiny mafy izaitsizy koa izy, mba hampalahelo azy amin’ny nanaovan’i Iaveh azy momba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Tsy nitsahatra nanorisory an’i Hana ny rafiny mba hampalahelo azy mafy, noho ny nanaovan’ny TOMPO azy momba. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Nitady hatrany izay hanorisorenana an’i Hanà anefa ny rafivaviny, ka nandrabiraby azy noho io nanaovan’ny TOMPO azy momba io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nitady hatrany izay hanorisorenana an’i Hanà anefa ny rafivaviny, ka nandrabiraby azy noho io nanaovan’ny TOMPO azy momba io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan’i Jehovah azy momba. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary ny rafiny dia nanorisory azy mba hampalahelo azy mafy noho ny nanaovan'i Jehovah azy momba. Jereo ny toko |