Aza ambaranareo any Geta izany, na torinareo any amin’ny araben’i Askalôna, fandrao mifaly amin’izany ny zanaka vavin’i Filistinina, fandrao mibita-kafaliana ny zanaka vavin’ny tsy mifora.
Mika 1:10 - Baiboly Katolika Aza ambaranareo any Geta izany; aza mitomany any Akao ianareo! Mihosinkosina amin’ny vovoka any Bet-Afrà aho. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Aza ambaranareo any Gata izany ary aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Bety-Le-afra aho. DIEM PROTESTANTA Aza ambara any Gata izany fa tazony ny ranomasonareo! Ry mponina ao Bety-Hafrà, mihosinkosena amin’ny vovoka ianareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Aza ambara any Gata izany fa tazony ny ranomasonareo! Ry mponina ao Bety-Hafrà, mihosinkosena amin’ny vovoka ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Betile-afra aho. Malagasy Bible Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Beti-le-afra aho. La Bible en Malgache Aza ambaranareo any Gata izany ary aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Bety-Le-afra aho. |
Aza ambaranareo any Geta izany, na torinareo any amin’ny araben’i Askalôna, fandrao mifaly amin’izany ny zanaka vavin’i Filistinina, fandrao mibita-kafaliana ny zanaka vavin’ny tsy mifora.
Ry zanaka vavin’ny vahoakako, misikìna lamba malailay; mihosena amin’ny lavenona; manaova fisaonana, toy ny fisaonana zanaka lahy tokana; midradradradrà mafy fa tonga tampoka amintsika ny mpandringana.
Ho tonga ny havany anankiray mbamin’izay mandoro ny faty, ka hitondra ny faty, dia hoesoriny ny taolam-paty, hiala ao an-trano; ary ny anankiray hilaza amin’izay ao amin’ny faran’ny trano: Mbola misy ihany va ato miaraka aminao? ka holaviny hoe: Tsy misy olona intsony! Dia hataon’ilay voalohany hoe: Mangìna! Fa tsy tokony hotononina ny Anaran’i Iaveh.