Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mika 1:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Aza ambara any Gata izany fa tazony ny ranomasonareo! Ry mponina ao Bety-Hafrà, mihosinkosena amin’ny vovoka ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Aza ambaranareo any Gata izany ary aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Bety-Le-afra aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Aza ambara any Gata izany fa tazony ny ranomasonareo! Ry mponina ao Bety-Hafrà, mihosinkosena amin’ny vovoka ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Aza ambaranareo any Geta izany; aza mitomany any Akao ianareo! Mihosinkosina amin’ny vovoka any Bet-Afrà aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Betile-afra aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Aza ambaranareo any Gata izany, Aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Beti-le-afra aho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Aza ambaranareo any Gata izany ary aza mitomany akory! Mihosinkosina vovoka ao Bety-Le-afra aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Mika 1:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Aza aely any Gata izany vaovao izany na torina eny an-dalamben’i Askelôna, fandrao hifalian’ny vehivavin’ny Filistinina na hibitahan’ny tovovavin’ny mpanompo sampy.


Dia nitombina teo an-davenona i Jôba ary naka vakim-bilany tany hihaorany.


Ry vahoakako, misikìna lamba fisaonana ka mihosena amin’ny vovoka; ataovy ny fombafomba rehetra fanao amin’ny fisaonana zanaka lahitokana, ka mitomania fatratra ianareo fa ho avy tampoka ny fahavalo mpandringana.


Aoka hanohoka vava am-bovoka izy, ndrao mba hisy fanantenana.


Noho izany, dia mangina ny olon-kendry amin’izao fotoana izao satria fotoana ratsy izao.


Ny tompo-manjo no haka ny faty, sy voatery hamoaka azy hiala ny trano, sady hiteny amin’izay anankiray sisa velona ao an-trano hoe: «Mbola misy ve miaraka aminao?» Ka hovaliany hoe: «Tsy misy intsony!» Ary hampiany hoe: «Mangina! Fa aza tonontononina ny anaran’ny TOMPO.»


i Havima, i Parà, i Hôfrà,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra