Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mika 1:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Ry mponina ao Safira, mandehana hatao sesi-tany ombàn-kenatra sady tsy mitafy. Tsy mahavoaka ny tanàna ireo mponina eo Tsanàna. Misaona ny ao Bety-Etsela, ka tsy azo ampiasaina hierena intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira. Tsy mivoaka ny trano ny mponina ao Zanàna; misaona ny ao Bety-Haezela ka tsy hanohana anareo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ry mponina ao Safira, mandehana hatao sesi-tany ombàn-kenatra sady tsy mitafy. Tsy mahavoaka ny tanàna ireo mponina eo Tsanàna. Misaona ny ao Bety-Etsela, ka tsy azo ampiasaina hierena intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Mandalova mitanjaka amin-kenatra, ry ikala mponina ao Safira! Tsy mivoaka ikala mponina ao Tsoanàna; ny fisaonan’ny ao Bet-Hatsely no tsy ahazoanareo mialoka eo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira; Tsy mivoaka ny mponina ao Zanana; Ny fisaonan’i Beti-haezela no misakana anareo tsy hijanona ao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira; Tsy mivoaka ny mponina ao Zanana; Ny fisaonan'i Beti-haezela no misakana anareo tsy hijanona ao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Mandehana mitanjaka mitondra henatra, ry mponina ao Safira. Tsy mivoaka ny trano ny mponina ao Zanàna; misaona ny ao Bety-Haezela ka tsy hanohana anareo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Mika 1:11
12 Rohy Ifampitohizana  

Ireo vehivavin’i Môaba dia very hevitra eo am-pitana ao Arnôna toy ny vorona mivezivezy voaroaka tao amin’ny akaniny.


Fa tahaka izany no hitondran’ny mpanjakan’i Asiria ny Ejiptianina ho sambo-belona sy ny Etiôpianina ho babo na antitra na tanora. Handeha tsy mitafy sy tsy mikiraro koa izy ireo. Mitanjaka ny feny ka henatra moa izao ny an’ny Ejiptianina!


Amin’izay dia hanontany tena ianao hoe: «Ahoana no nahatonga izao tamiko?» Ny halehiben’ny fahadisoanao no nanaingàna ny morontongotr’akanjonao ka nanaovana an-keriny taminao.


«Mandosira, vonjeo ny ainareo; ary mijanòna any an-taniefitra toy ny borikidia ianareo.»


Anangano fasana i Môaba, satria ho rava tokoa izy. Ho lao ireo tanànany, ka tsy hisy mponina intsony.


Noho izany, hovoriko mba hamely anao ireo lehilahinao rehetra izay nankamamy anao, na izay tianao na izay halanao. Rehefa vory avy amin’ny manodidina ireo, dia hasehoko azy ny fitanjahanao, ka ho hitany avokoa izany.


Hamely anao amim-pankahalana izy ka haka ny vokatry ny asanao. Havelany hitanjaka sy hiboridana ianao ary hiharihary eo imason’ny rehetra toy ny vehivavy janga. Ny filibànao sy ny fanaranam-batanao


Hoy kosa i Mikà hoe: Noho izany, dia hitomany sy hidradradradra aho, ary handeha tsy mitafy sady tsy mikiraro. Hikonainaina toy ny amboadia aho ary hikiakiaka toy ny vorombe;


Koa izao no teny hentitra ataon’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Indro hamely anao Aho. Haingaiko hatreny amin’ny tavanao ny moron-tongotr’akanjonao. Ka hasehoko miboridana amin’ny firenena sy fanjakana ianao ary hahita anao rakotra henatra ireo.


Dia io lohasaha nampivaky tendrombohitra io no lalana handosiranareo, satria hipaka hatrany Atsala izany. Eny, handositra ianareo, dia tahaka ny razanareo nandositra ny horohorontany tamin’ny andron’i Hozià mpanjakan’i Joda. Ary ho avy ny Tompo Andriamanitro miaraka amin’ireo anjeliny rehetra.


Ao koa i Tsenàna, i Hadasà, i Migdala-Gada,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra