Mika 1:12 - DIEM PROTESTANTA12 Mangovitra ny amin’ireo tombon-tsoany ny mponina ao Marôta, satria efa nidina ho ao am-bavahadin’i Jerosalema ny loza avy tamin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Mitaintaina ny amin’ny soa ho azy ny mponina ao Marota satria loza no nidina avy tamin’NY TOMPO ho ao am-bavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Mangovitra ny amin’ireo tombon-tsoany ny mponina ao Marôta, satria efa nidina ho ao am-bavahadin’i Jerosalema ny loza avy tamin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Ory ikala mponina ao Marôty, noho ny amin’ny fananany; fa nidina avy tany amin’i Iaveh ny loza, ho eo am-bavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Fa malahelo ny soa ny mponina ao Marota, Satria loza no efa nidina avy tamin’i Jehovah ho ao am-bavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Fa malahelo ny soa ny mponina ao Marota, Satria loza no efa nidina avy tamin'i Jehovah ho ao am-bavahadin'i Jerosalema. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Mitaintaina ny amin’ny soa ho azy ny mponina ao Marota satria loza no nidina avy tamin’NY TOMPO ho ao am-bavahadin’i Jerosalema. Jereo ny toko |