Matio 8:16 - Baiboly Katolika
Ary nony hariva ny andro, dia maro ny azon’ny demony nentina teo aminy, ka teny indraimbava no nandroahany ny fanahy ratsy, ary nositraniny avokoa izay rehetra narary,
Jereo ny toko
Ary nony hariva ny andro dia noentin’ny olona tany Aminy ny demoniaka maro; ary ny teniny ihany no nandroahany ny fanahy ratsy, koa izay rehetra narary dia nositraniny avokoa
Jereo ny toko
Nony hariva ny andro, dia maro ny azon’ny demony no nentin’ny olona teo amin’i Jesoa; teny fotsiny no nataon’i Jesoa handroahana ireny fanahy ratsy ireny. Ary izay rehetra narary dia nositraniny avokoa;

Ary nony hariva ny andro, dia nentin’ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny teniny ihany no namoahany ny fanahy ratsy, ary izay narary rehetra dia nositraniny avokoa,
Jereo ny toko
Ary nony hariva ny andro, dia nentin'ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny teniny ihany no namoahany ny fanahy ratsy, ary izay narary rehetra dia nositraniny avokoa,