Matio 8:33 - Baiboly Katolika33 Ary nandositra ny mpiandry azy: ka nony tonga tany an-tanàna, dia nilaza izany rehetra izany, sy ny amin’ireo olona roa nidiran’ny demony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Ary nandositra ny mpiandry kisoa, dia nankany an-tanàna ka nilaza ny zavatra rehetra ny amin’ireo demoniaka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Nandositra kosa ireo mpiandry kisoa, ary nankany an-tanàna nilaza ny zava-nitranga rehetra sy ny momba azy roa lahy azon’ny demony teo aloha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Nandositra kosa ireo mpiandry kisoa, ary nankany an-tanàna nilaza ny zava-nitranga rehetra sy ny momba azy roa lahy azon’ny demony teo aloha. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Ary ny mpiandry nandositra, dia nankany an-tanàna ka nilaza ny zavatra rehetra ny amin’ireo demoniaka. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Ary ny mpiandry nandositra, dia nankany an-tanàna ka nilaza ny zavatra rehetra ny amin'ireo demoniaka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 Ary nandositra ny mpiandry kisoa, dia nankany an-tanàna ka nilaza ny zavatra rehetra ny amin’ireo demoniaka. Jereo ny toko |