Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Lehilahy tsara fitafiana va? Indro any amin’ny tranon’ny mpanjaka izay tsara fitafiana.
Matio 11:9 - Baiboly Katolika Sa hizaha inona àry no nalehanareo tany? Moa mpaminany va? Eny! hoy Izaho aminareo, ary ambony noho ny mpaminany aza. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Sa hizaha inona no nandehananareo? Mpaminany va? Eny, hoy Aho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy. DIEM PROTESTANTA Koa hizaha inona àry no nalehanareo tany? Mpaminany ve? Izany tokoa, hoy Aho aminareo, ary mihoatra noho ny mpaminany aza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa hizaha inona àry no nalehanareo tany? Mpaminany ve? Izany tokoa, hoy Aho aminareo, ary mihoatra noho ny mpaminany aza. Baiboly Protestanta Malagasy Sa hizaha inona no nivoahanareo? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy. Malagasy Bible Sa hizaha inona no nivoahanareo? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy. La Bible en Malgache Sa hizaha inona no nandehananareo? Mpaminany va? Eny, hoy Aho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy. |
Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Lehilahy tsara fitafiana va? Indro any amin’ny tranon’ny mpanjaka izay tsara fitafiana.
Nitady hamono azy i Herôda, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon’ny olona fa mpaminany i Joany.
Ary ianao kosa, ry zaza, dia hatao hoe mpaminanin’ny Avo indrindra, fa hialoha ny Tompo ianao hamboatra ny halehany,
Ary raha ataontsika hoe, avy amin’ny olona indray, dia hitora-bato antsika ny vahoaka, satria inoany ho mpaminany i Joany.»