Dia nody mandry any amin’ny razany i Salômôna ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy. Ary i Rôbôama zanany no nanjaka nandimby azy.
Matio 1:7 - Baiboly Katolika i Salômôna niteraka an’i Rôbôama; i Rôbôama niteraka an’i Abiasa; i Abiasa niteraka an’i Asà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Solomona dia niteraka an’i Rehoboama; i Rehoboama dia niteraka an’i Abia; i Abia dia niteraka an’i Asafa; DIEM PROTESTANTA i Salômôna, ray niteraka an’i Rehabohàma; i Rehabohàma, ray niteraka an’i Abià; i Abià, ray niteraka an’i Asà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Salômôna, ray niteraka an’i Rehabohàma; i Rehabohàma, ray niteraka an’i Abià; i Abià, ray niteraka an’i Asà. Baiboly Protestanta Malagasy ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an’i Abia; ary Abia niteraka an’i Asa; Malagasy Bible ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an'i Abia; ary Abia niteraka an'i Asa; La Bible en Malgache i Solomona dia niteraka an’i Rehoboama; i Rehoboama dia niteraka an’i Abia; i Abia dia niteraka an’i Asafa; |
Dia nody mandry any amin’ny razany i Salômôna ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy. Ary i Rôbôama zanany no nanjaka nandimby azy.
Ary nody mandry any amin’ny razany i Rôbôama, ka nalevina tao akaikin’ny razany tao an-tanànan’i Davida. Ny anaran-dreniny dia Naamà Amônita, ary i Abiama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Nony nohamafisin’i Rôbôama ny fanjakany sy nahazo hery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Iaveh izy mbamin’i Israely rehetra.
Olona tsinontsinona, zanak’i Beliala, no niangona teo aminy, sy naharesy an-dRôbôama zanak’i Salômôna. Ary mbola tanora sy sarotsaro-tahotra i Rôbôama fahizay, ka tsy nahatohitra azy ireo.
Dia nody mandry any amin’ny razany i Salômôna, ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy, ary i Rôbôama zanany no nanjaka nandimby azy.
i Asà niteraka an’i Jôsafata; i Jôsafata niteraka an’i Jôrama; i Jôrama niteraka an’i Oziasa;
Tamin’ny andron’i Herôda mpanjakan’i Jodea, nisy mpisorona anankiray atao hoe Zakaria isan’ny fianakavian’i Abià, ary ny vadiny dia taranak’i Aarôna sy natao hoe Elizabeta.