Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:7 - DIEM PROTESTANTA

7 i Salômôna, ray niteraka an’i Rehabohàma; i Rehabohàma, ray niteraka an’i Abià; i Abià, ray niteraka an’i Asà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 i Solomona dia niteraka an’i Rehoboama; i Rehoboama dia niteraka an’i Abia; i Abia dia niteraka an’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 i Salômôna, ray niteraka an’i Rehabohàma; i Rehabohàma, ray niteraka an’i Abià; i Abià, ray niteraka an’i Asà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 i Salômôna niteraka an’i Rôbôama; i Rôbôama niteraka an’i Abiasa; i Abiasa niteraka an’i Asà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an’i Abia; ary Abia niteraka an’i Asa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an'i Abia; ary Abia niteraka an'i Asa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 i Solomona dia niteraka an’i Rehoboama; i Rehoboama dia niteraka an’i Abia; i Abia dia niteraka an’i Asafa;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:7
11 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Salômôna, dia nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy; ary i Rehabohama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Rehabohama, dia nalevina am-pasan-drazana tao an-tanànan’i Davida. Ny anaran-dreniny dia Nahamà, izay Hamônita; ary i Abiama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Rehefa nampandry ny fanjakany sady nanamafy fahefana i Rehabohama, dia nandao ny lalànan’ny TOMPO na ny tenany na ny Israelita rehetra tatsimo.


Nisy koa olom-poana, tena ratsy fanahy, tafangona teo amin’i Jerôbohama ka nampidrikina azy tamin’i Rehabohama zanakalahin’i Salômôna; fa mbola tanora sady marefo toetra i Rehabohama tamin’izay ka tsy nahatohitra azy.


Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina teo anilan-drainy, tao an-Tanànan’i Davida; ary i Rehabohama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


I Asà, ray niteraka an’i Jôsafata; i Jôsafata, ray niteraka an’i Jôrama; i Jôrama, ray niteraka an’i Ozià.


Tamin’ny andron’i Herôda mpanjakan’i Jodea, dia nisy mpisorona natao hoe Zakarià, isan’ny antoko-mpisoron’i Abià. Taranak’i Aharôna mpisorombe ny vadiny ary i Elizabeta no anarany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra