Dia nieritreritra izy ireo ka nanao anakampo hoe: «Noho isika tsy nitondra mofo izay.»
Marka 9:34 - Baiboly Katolika Dia nipetraka Izy ary niantso ny roa ambin’ny folo lahy ka nanao taminy hoe: «Izay te ho voalohany no ho farany indrindra sy ho mpanompon’ny olona rehetra.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsy nisy nahateny anefa izy ireo satria niady hevitra teny an-dalana ny amin’izay lehibe indrindra. DIEM PROTESTANTA Tsy niteny tsy nivolana ireo, satria ny niadiany hevitra teny an-dalana dia ny hoe iza no lehibe indrindra amin’izy samy izy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy niteny tsy nivolana ireo, satria ny niadiany hevitra teny an-dalana dia ny hoe iza no lehibe indrindra amin’izy samy izy. Baiboly Protestanta Malagasy Fa tsy nahateny izy satria efa niady hevitra teny an-dàlana izy ny amin’izay lehibe indrindra. Malagasy Bible Fa tsy nahateny izy, satria efa niady hevitra teny an-dalana izy ny amin'izay lehibe indrindra. La Bible en Malgache Tsy nisy nahateny anefa izy ireo satria niady hevitra teny an-dalana ny amin’izay lehibe indrindra. |
Dia nieritreritra izy ireo ka nanao anakampo hoe: «Noho isika tsy nitondra mofo izay.»
Nanoratra kely tamin’ny Eglizy aho, nefa tsy te-handray anay i Diôtrefesy izay te-ho lohan’izy ireo.