Teo am-pandriako aho, nony alina, nitady ilay malalan’ny fanahiko; nitady azy aho, fa tsy nahita...
Marka 13:36 - Baiboly Katolika fandrao tonga tampoka izy ka tratrany matory ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fandrao avy tampoka Izy ka mahita anareo matory. DIEM PROTESTANTA Tandremo sao tonga tampoka izy ka hitany matory ianareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tandremo sao tonga tampoka izy ka hitany matory ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory. Malagasy Bible fandrao avy tampoka izy ka mahita anareo matory. La Bible en Malgache fandrao avy tampoka Izy ka mahita anareo matory. |
Teo am-pandriako aho, nony alina, nitady ilay malalan’ny fanahiko; nitady azy aho, fa tsy nahita...
Matory aho, nefa mahatsiaro ny foko... Injay ny feon’ny malalako! Mandondòna izy: - Vohay aho, ranabavy, ry sakaizako, ry voromahailalako, ry ahy tsy misy pentina; fa vonton’ny ando ny lohako, kotsan’ny andon’ny alina ny voloko voalantolanto.
Fa ny mpiambina an’i Israely jamba avokoa, tsy mahalala na inona na inona; amboa moana avokoa izy rehetra, ka tsy mahavovò; fa manonofy, mandrimandry, tia torimaso.
Dia nankeo amin’ny mpianany Izy, ka nahita azy natory, ary nilaza tamin’i Piera hoe: «Ry Simôna, matory va ianao? Tsy nahari-tory ora iray akory va ianao?
Nony niverina indray Izy, dia nahita azy natory fa efa nilondolondo ny masony, ka tsy hitan’izy ireo izay havaly Azy.
«Tandremo àry fandrao vesaran’ny fihinanan-doatra sy ny fimamoana ary ny fiahiana izao fiainana izao ny fonareo, ka tratrany tonga tampoka aminareo anie izany andro izany e!
Nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin’ny mpianany ka nahita azy matory noho ny alahelo,
Izany no nanoratana hoe: Mifohaza ianao izay matory, ary mitsangàna avy any amin’ny maty, dia hanazava anao i Kristy.