Anaka, raha mitsahatra tsy mihaino fampianarana ianao, dia hanalavitra ny tenin’ny fahaizana.
Marka 12:27 - Baiboly Katolika Tsy Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona. Koa diso lehibe loatra ianareo.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa an’ny velona. Koa tena diso lalana ianareo. DIEM PROTESTANTA Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa Andriamanitry ny velona. Koa tena diso hevitra ianareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa Andriamanitry ny velona. Koa tena diso hevitra ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa an’ny velona; koa diso indrindra hianareo. Malagasy Bible Tsy Andriamanitry ny maty Izy, fa an'ny velona; koa diso indrindra ianareo. La Bible en Malgache Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa an’ny velona. Koa tena diso lalana ianareo. |
Anaka, raha mitsahatra tsy mihaino fampianarana ianao, dia hanalavitra ny tenin’ny fahaizana.
Ary hoy i Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: «Diso hevitra ianareo, satria samy tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.
Izaho no Andriamanitr’i Abrahama, sy Andriamanitr’i Isaaka, ary Andriamanitr’i Jakôba? Nefa tsy mba Andriamanitry ny maty Izy, fa an’ny velona.»
Ary hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Moa tsy diso hevitra va ianareo noho ny tsy fahafantaranareo ny Soratra Masina sy ny fahefan’Andriamanitra?
Koa velona eo anatrehany izy rehetra ireo, satria tsy mba Andriamanitra ny maty Izy, fa an’ny velona.»
Satria i Kristy no maty sy velona indray, dia ny mba haha Tompon’ny maty sy ny velona Azy.
araka ny voasoratra hoe: Natsangako ho rain’ny firenena maro ianao, eo anatrehan’izay ninoany, dia Andriamanitra mpamelona ny maty, sy mpiantso ny tsy misy toy ny misy.
Tezitra tamin’izany taranaka izany Aho ka nanao hoe: Maniasia amin’ny fony mandrakariva ireo, ka tsy nahalala ny diako;