Aza apitrapitra amin’alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo, fa izay tsara indrindra aty amin’ny tany Ejipta manontolo no hatolotro anareo hanarananareo fo.› »
Marka 10:29 - Baiboly Katolika Dia hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Lazaiko marina aminareo fa tsy misy olona mahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na zanaka, na tany noho ny fitiavany Ahy sy ny Evanjely, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany noho ny Amiko sy ny Filazantsara, DIEM PROTESTANTA Ka hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Lazaiko marina aminareo fa tsy misy olona mahafoy trano na mpiray tampo na reny na ray na zanaka na tany noho ny fitiavana Ahy sy fitiavana ny Vaovao Mahafaly, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Lazaiko marina aminareo fa tsy misy olona mahafoy trano na mpiray tampo na reny na ray na zanaka na tany noho ny fitiavana Ahy sy fitiavana ny Vaovao Mahafaly, Baiboly Protestanta Malagasy Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara, Malagasy Bible Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara, La Bible en Malgache Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany noho ny Amiko sy ny Filazantsara, |
Aza apitrapitra amin’alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo, fa izay tsara indrindra aty amin’ny tany Ejipta manontolo no hatolotro anareo hanarananareo fo.› »
ary hoentiny eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny mpanjaka ianareo noho ny amiko, mba ho vavolombeloko eo aminy sy amin’ny Jentily.
Ary izay rehetra handao ny tranony, na ny rahalahiny, na ny anabaviny, na ny rainy, na ny reniny, na ny vadiny, na ny zanany, na ny taniny noho ny Anarako, dia sady hahazo zato heny no handova ny fiainana mandrakizay.
Koa katsaho àry aloha ny fanjakan’Andriamanitra sy ny fahamarinany, dia homena izany rehetra izany ianareo ho fanampiny.
Fa izay te hamonjy ny ainy no hahavery azy, ary izay hahafoy azy noho ny fitiavany Ahy sy ny Evanjely no hamonjy azy.
Dia hoy i Jesoa taminy: «Lazaiko marina aminareo fa na iza na iza handao ny tranony, na ny havany, na ny rahalahiny, na ny vadiny, na ny zanany noho ny fanjakan’Andriamanitra,