Apokalipsy 2:3 - Baiboly Katolika3 ary manana fandeferana ianao, ka niaritra noho ny Anarako, ary tsy ketraka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 ary manana faharetana ianao, ka mizaka ny mafy noho ny amiko sady tsy ketraka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 ary manana faharetana ianao, ka mizaka ny mafy noho ny amiko sady tsy ketraka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 ary manana faharetana hianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 ary manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Manana faharetana ianao ka niaritra noho ny anarako sady tsy reraka. Jereo ny toko |