Malakia 2:11 - Baiboly Katolika
I Jodà mpivadika, ary i Israely sy i Jerosalema nahavitana fahavetavetana; fa mandoto ny zava-boatokana ho an’i Iaveh, dia izay tian’i Iaveh, Jodà; nanambady ny zanaka vavin’ny andriamani-kafa izy.
Jereo ny toko
Ny Joda dia efa namitaka, ary misy fahavetavetana atao ao amin’ny Israely sy eto Jerosalema. Fa efa nandoto ny fitoera-masin’NY TOMPO izay tiany ny Joda: Nanambady ny zanakavavin’ny andriamanitra hafa izy.
Jereo ny toko
Efa nivadi-panekena ny vahoakan’i Joda. Zavatra maharikoriko no nataony tao Jerosalema sy tamin’ny tanin’i Israely manontolo; satria nozimbazimbainy ny toeramasina izay mamin’ny TOMPO, ary dia nanambady vehivavy mpivavaka amin’ny andriamani-kafa izy.

Ny Joda efa namitaka, ary misy fahavetavetana atao ao amin’ny Isiraely sy eto Jerosalema; fa ny Joda efa nandoto ny fitoera-masin’i Jehovah, izay tiany, sady efa nanambady ny zanakavavin’ny andriamani-kafa.
Jereo ny toko
Ny Joda efa namitaka, ary misy fahavetavetana atao ao amin'ny Isiraely sy ao Jerosalema; fa ny Joda efa nandoto ny fitoera-masin'i Jehovah, izay tiany, sady efa nanambady ny zanaka-vavin'ny andriamani-kafa.