Malakia 2:12 - Baiboly Katolika12 Ny lehilahy manao izany, dia aoka hamongoran’i Iaveh eo amin’ny lain’i Jakôba, na izay miambina, na izay mamaly, mbamin’izay manatitra fanatitra ho an’i Iavehn’ny tafika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Enga anie ka hofongoran’NY TOMPO hiala amin’ny tranolain’i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manolotra fanatitra ho an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Hoesorin’ny TOMPO tsy ho anisan’ny taranak’i Jakôba anie izay lehilahy manao izany na iza izy na iza, eny, fa na dia izay manolotra fanatitra ho an’ny TOMPOn’izao rehetra izao aza! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Hoesorin’ny TOMPO tsy ho anisan’ny taranak’i Jakôba anie izay lehilahy manao izany na iza izy na iza, eny, fa na dia izay manolotra fanatitra ho an’ny TOMPOn’izao rehetra izao aza! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Enga anie ka hofongoran’i Jehovah hiala amin’ny lain’i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manatitra fanatitra ho an’i Jehovah, Tompon’ny maro. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Enga anie ka hofongoran'i Jehovah hiala amin'ny lain'i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manatitra fanatitra ho an'i Jehovah, Tompon'ny maro. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Enga anie ka hofongoran’NY TOMPO hiala amin’ny tranolain’i Jakoba ny lehilahy izay manao izany, na iza na iza, sy izay manolotra fanatitra ho an’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao. Jereo ny toko |